|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihaona
Part of speech  2  active verb
Root  3  haona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy
Explanations in English  9  [1.2] to meet with some one, to meet, to join, to unite with.
10  [1.7] to meet with
Explanations in French  11  [1.8] se rencontrer
Examples  12  [2.324] Nenjehiny anefa ka azony, ary efa eto an-tanana izahay mianaka vao nihaona.
13  [2.471] Dia nisaraka izahay, rahefa nifanome fotoana hihaona raha afaka telo volana.
Analogs  14  mifanena, mifanojo, mifanehatra, tojo, sehatra, sendra, sendra mahita, tohatra
Proverbs  15  Proverbs containing the word mihaona

Entry (2/2)16  mihaonà
Part of speech  17  imperative of active verb mihaona [Full list]
Root  18  haona
Explanations in Malagasy  19  [1.1]

Anagrams  20  ahainom, amiohan, amohany, animaho, hamaino, hamoina, hamonia, haomany, himaona, hiomana, homanay, iahonam, ianoham, ihaonam, mahaino, miahòna, miahona, mianoha, mihaona, mihaonà, namioha

Updated on 2025/08/10