|
|
|
|

Teny iditra1  miharo
Fototeny  2 haro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mifangaro [Taisaka] [1.78]
5 miray, mikambana [1.78]
6 Mikambana: Miharo amin' ny ranon' i Betsiboka ny ranon' Ikopa ~ Miharo trano amin' ny rafozany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be in a mixed state, to be in a mingled state. [1.2]
8 to be together, to be mixed
9 together (of things) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être ensemble, être mélangé
11 (se dit des choses) [1.8]
Ohatra  12  Mololo miharo amin-jezika no ijoroany, talantalan-kazo misy vilona no eo anoloany. [2.470]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Mpanahaka  17  mifadiditra, 18  mifamaho, 19  mifamahofaho, 20  mifampidipiditra, 21  mifangaro, 22  mifanjevo, 23  mifanosona, 24  miharovoraka, 25  mikambana, 26  mikoro, 27  milaro, 28  mitambatra, 29  tsaporetika
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  32 hamory, 33 mahory, 34 mariho, miharo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17