|
|
|
|

Entry1  mihazakazaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  hazakazaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy
Mila vonjy, manatona hangata-bonjy: Nihazakazaka aty aminao aho fa misy mahaporitra ahy kely
Explanations in English  10  [1.2, 1.7] to run
11  [1.2] to gallop
12  [1.7] to race
Explanations in French  13  [1.3#229, 1.8] courir
14  [1.3#229] galoper: Mahery mihazakazaka io soavaly io (Ce cheval court, galope fameusement)
15  [1.3#229] demander secours, avoir recours à
Examples  16  [2.324] Lasa izy nihazakazaka nankao an-trano:
17  [2.470] Tsy sahy nihazakazaka nialoha lalana azy toy ny fataony, tsy sahy niloa-bolana taminy indray mandeha akory ...
18  [2.472] mihazakazaka manodidin-trano aloha no ataony, sady raotiny eny am-pihazakazahana ny rindrina zozoro.
Analogs  19  mandainday, mandeha haingana, mandeha toy ny tadio, mandeha toy ny tselatra, mandeha toy ny sitimo, mirimorimo, mimaona, miriotra, mirifatra, mitsoriaka, mikaretsaka, mandrivotra, mirintona, mirodorodo, miridana, mirotoroto, midodododo, miritirity, manidina, manao antsaikona, manao rarangy, manao tongomalady, manao tongotra an-katoka
Proverbs  20  Proverbs containing the word mihazakazaka

Updated on 2025/08/10