|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihazakazaka |
| Fototeny | 2 hazakazaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy
5 Mila vonjy, manatona hangata-bonjy: Nihazakazaka aty aminao aho fa misy mahaporitra ahy kely [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to run
[1.2, 1.7] 7 to gallop [1.2] 8 to race [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 courir
[1.3#229, 1.8] 10 galoper: Mahery mihazakazaka io soavaly io (Ce cheval court, galope fameusement) [1.3#229] 11 demander secours, avoir recours à [1.3#229] |
| Ohatra |
12 Lasa izy nihazakazaka nankao an-trano:
[2.324]
13 Tsy sahy nihazakazaka nialoha lalana azy toy ny fataony, tsy sahy niloa-bolana taminy indray mandeha akory ... [2.470#85] 14 mihazakazaka manodidin-trano aloha no ataony, sady raotiny eny am-pihazakazahana ny rindrina zozoro. [2.472#05] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 19 manao antsaikona, 20 manao rarangy, 21 manao tongomalady, 22 manao tongotra an-katoka, 23 mandainday, 24 mandeha haingana, 25 mandeha toy ny sitimo, 26 mandeha toy ny tadio, 27 mandeha toy ny tselatra, 28 mandrivotra, 29 manidina, 30 midodododo, 31 mikaretsaka, 32 mimaona, 33 miridana, 34 mirifatra, 35 mirimorimo, 36 mirintona, 37 miriotra, 38 miritirity, 39 mirodorodo, 40 mirotoroto, 41 mitsoriaka |
| Fikambanana | 42 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihazakazaka |
| Ohabolana | 43 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|