Entry | 1 mihazakazaka tratran' ny miadana |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mihazakazaka, tratra, miadana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |