|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihenjana
Part of speech  2  active verb
Root  3  henjana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity
Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha
Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany
Explanations in French  10  [1.3, 1.13] tendu
11  [1.3] Se raidir, être raide, vigoureux
fig. résister, se raidir contre
Examples  12  [2.528] Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy.
13  [1.224] mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy.
14  [2.296] Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra.
Proverbs  15  Proverbs containing the word mihenjana

Entry (2/2)16  mihenjàna
Part of speech  17  imperative of active verb mihenjana [Full list]
Root  18  henjana
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3]

Anagrams  21  hamenjany, ihenjanam, mihenjana, mihenjàna

Updated on 2025/08/10