|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihinana
Part of speech  2  active verb
Root  3  hinana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy
Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina
Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny
Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io
Explanations in English  11  [1.7] to eat; to use up; to embezzle funds
Explanations in French  12  [1.8] manger; consommer; détourner des fonds
13  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [mihinaña] manger
Examples  14  [2.293] Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy:
15  [2.470] Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo
16  [2.472] Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy.
Analogs  17  homana, mitelina, manao vakim-borona, manendry, mandrapaka, mitsingintsingina, mangeboka, mitomboka, mipaka, mamahan-tena, mijao, mamango, manesika, miletra, mibibaka, mandrepoka, mambosika, mikesokesoka, mitsamontsamona, mambosibosika, mimontsina, miviravira, mifotafota, mianjady, misatrasatra, managorodana, manoranorana, manao voky, manao tranga, manao rapa-dango, manao teli-moka, manao indraim-bava, manao tombok' orona, manao tombokitsatsy, manao sesimontotra, miosanosana, miharaka
Proverbs  18  Proverbs containing the word mihinana

Entry (2/2)19  mihinàna
Part of speech  20  imperative of active verb mihinana [Full list]
Root  21  hinana
Explanations in Malagasy  22  [1.1]
Explanations in French  23  [1.3]

Anagrams  24  amihinan, haminany, hanimany, hanimina, haniniam, hianinam, ihaminan, ihinanam, mihinàna, mihinana, namihina, nianiham, nihamain, nihamina

Updated on 2025/08/10