|
|
|
|

Entry (1/2)1  mimenomenona
Part of speech  2  active verb
Root  3  menomenona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra
Examples  9  [2.470] Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany.
Analogs  10  mikamenona, mimoimoy, mikafara, mimonomonona, mimonjomonjo, mikahonkahona, mikoinkoina, mikobabaka, mingonongonona, mikodradraka, mikaikaika, mitaraina, mikonaina, manao lemozy, mentsomentsona
Proverbs  11  Proverbs containing the word mimenomenona

Entry (2/2)12  mimenomenĂ²na
Part of speech  13  imperative of active verb mimenomenona [Full list]
Root  14  menomenona
Explanations in Malagasy  15  [1.1]

Anagrams  16  imenomenonam, inemonemonam, mimenomenona, mimenomenĂ²na, minemonemona, niemonemonam

Updated on 2025/08/10