|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/9) | 1 mine |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 adaladala
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (2/9) | 4 mine
![]() |
| Sokajin-teny | 5 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ahy
[1.2] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 ahy, -ko
[1.17] |
| Teny iditra (3/9) | 8 mine
![]() |
| Sokajin-teny | 9 anarana na matoanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 lavaka fihadiana harena ao anatin' ny tany
[1.17] 11 mihady harena ao anatin' ny tany [1.17] |
| Voambolana | 12 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (4/9) | 13 mine
![]() |
| Sokajin-teny | 14 anarana na matoanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 baomba afenina ao anaty tany na rano
[1.17] 16 mametaka sy manafina baomba ao amin' ny tany na ny rano [1.17] |
| Voambolana | 17 Miaramila |
| Teny iditra (5/9) | 18 mine
![]() |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 tany misy metaly, tany misy mineraly: Mine d'or (tany misy volamena)
21 lavaka fihadiana metaly na mineraly: 22 La mine s'éboula (nianjera ny lavaka fihadiana metaly) [1.4] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 foiben' akoran-javatra: Mine de fer (foiben' akoram-by)
24 tobim-pitrandrahana akoran-javatra [1.66] |
| Voambolana | 25 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (6/9) | 26 mine
![]() |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 fototra, loharano:
29 Une mine de documents (loharanon-tahirin-tantara) [1.66] |
| Teny iditra (7/9) | 30 mine
![]() |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 ati-pensilihazo: Porte-mine (tahon' ati-pensilihazo)
[1.66] |
| Teny iditra (8/9) | 33 mine
![]() |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 vanja nalevina, lamina:
36 La mine fit une brèche aux remparts (ny vanja nalevina nampisy nikoa ny manda) [1.4] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 vanja: Mine anti-char (vanja mpamotika tanky)
[1.66] |
| Voambolana | 38 Miaramila |
| Teny iditra (9/9) | 39 mine
![]() |
| Sokajin-teny | 40 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
41 tarehy, endrika, toetra : Elle a une jolie mine (tsara tarehy/endrika izy) ~ Il a la mine fière (mianjonanjona endrika/toetra izy)
[1.4] |
| Fanazavàna teny frantsay |
42 endrika, tarehy: Garde-toi, tant que tu vivras, de juger les gens sur la mine (tandremo, aoka ise, raha mbola velona aina koa, tsy hitsara ny olona amin' ny endriny)
[1.66] |
| Ohatra |
43 Le conteur fait mine de prendre ici l'expression au pied de la lettre, puisqu'il s'agit dans le conte de marier un frère à sa propre sœur.
[2.150#77]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|