|
|
|
|

Entry1  mirahavavy
Part of speech  2  adjective
Root  3  rahavavy
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo
Explanations in English  8  [1.2] to be two sisters, to be sisters. If more than two are meant, the number must be expressed.
9  [1.7] who are sisters
Explanations in French  10  [1.54] être soeurs (entres femmes)
11  [1.8] qui sont soeurs
Examples  12  [2.470] Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina
13  [2.472] asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia.
Vocabulary  14  Relationships: family
Analogs  15  mirahalahy
Proverbs  16  Proverbs containing the word mirahavavy

Anagrams  17  mirahavavy, vahimaravy

Updated on 2025/08/10