Entry (1/2) | 1 misandratra andro |
Elementary words | 2 misandratra, 3 andro |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana [1.1] |
Examples |
6 misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
[2.470]
|
Vocabulary | 7 Time |
Entry (2/2) | 8 Misandratra Andro |
Elementary words | 9 misandratra, 10 andro |
Part of speech | 11 name (book title) [Full list] |
Author |
12 Raoelina 13 Rajaobelina |
Anagrams | 14 andro misandratra, 15 Misandratra Andro, misandratra andro |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |