Entry (1/2) | 1 misarona |
Root | 2 sarona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany [1.1] |
Explanations in English |
5 to have a lid on, to be covered [1.7] |
Explanations in French |
6 être couvert, se couvrir [1.8] |
Examples |
7 Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro.
[2.470]
|
Morphology |
|
All compound words | 12 2 combinations of this word |
Analogs | 13 mirakotra, mibonoka, mifonoka, mikobona, misakobona, misalobona, mibofoka |
Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 15 misaròna |
Root | 16 sarona |
Part of speech | 17 imperative of active verb misarona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 misaròna, misarona |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |