Entry | 1 misaroro |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 saroro |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny |
Explanations in French |
9 [1.3] cajoler, sonder, tromper adroitement |
Other spellings | 10 misarory |
Analogs | 11 mangaroka, misafary |
Anagrams | 12 misaroro, saroroim |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |