Entry (1/2) | 1 mitady |
Root | 2 tady |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1] |
Explanations in English |
5 to seek, to look for [1.7] |
Explanations in French |
6 chercher [1.8] |
Examples |
7 Eny, mitady izany izy, mikaroka izany.
[2.470#]
8 Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#] |
Morphology |
|
All compound words | 13 9 combinations of this word |
Synonyms | 14 mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha |
Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 16 mitady |
Root | 17 tady |
Part of speech | 18 adjective |
Explanations in Malagasy |
19 vita tady [1.1] |
Explanations in English |
20 twisted [1.2] |
Anagrams | 21 dimaty, 22 madity, 23 mitady |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |