Entry (1/2) | 1 mitana |
Root | 2 tana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin' ny tanany ankavia izy Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mila hitroatra ilay izy Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao Mitahiry: Mitana lolompo [1.1] |
Explanations in English |
5 to lay hold of; to hold; to arrest (of police) [1.7] |
Explanations in French |
6 retenir, saisir [1.3#664, 1.8] 7 garder, arrêter [1.3#664] 8 arrêter (se dit de la police) [1.8] 9 tenir, retenir, saisir [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Morphology |
|
All compound words | 14 7 combinations of this word |
Analogs | 15 mihazona, mitangazona, mitangozana, mamikitra, mamahatra |
Entry (2/2) | 16 mitanà |
Root | 17 tana |
Part of speech | 18 imperative of active verb mitana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Anagrams | 21 antima, 22 manaty, 23 matañy, 24 mitanà, mitana, 25 tamany, 26 tamina |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |