|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitangorona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona
Explanations in English  4  [1.7] to surround, to encircle
Explanations in French  5  [1.3#672, 1.8] se réunir tout autour
6  [1.3#672] être réunis, groupés
7  [1.8] encercler; s'attrouper
Examples  8  [2.356#] mitangorona ny vahiny hijery sy hilaino.
9  [1.437#] Ny mpizaha amin' izany dii mitangorona be manodidina.
10  [2.508#] mitangorona maro amin' ny toerana iray ny tsangambaton' ny fianakaviana sasany.
Root  11  tangorona
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  mifanizina, mivotretrika, mifanety, miady hihy, mikatona, mifanesika, mifanitsa-kitro, mamorom-potsy, manao faribolana, manao lahirodona, mihahohaho, mihalohalo

Entry (2/2)17  mitangoròna
Part of speech  18  imperative of active verb mitangorona [Full list]
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3#672]
Root  21  tangorona

Anagrams  22  itangoronam, mitangorona, mitangoròna

Updated on 2025/05/07