|
|
|
|

Entry1  mitanjaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  tanjaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo"
Explanations in English  9  [1.7] to be naked
Explanations in French  10  [1.8] être nu; nu
Analogs  11  mihanjaka, mihanjahanja, mihanja-belona, miboridana, mitazotazo, mihazihazy, misongadina, mivongady, midizidizy, mitotozanjina, mitotojanjina
Proverbs  12  Proverbs containing the word mitanjaka

Anagrams  13  kijamanta, mitanjaka

Updated on 2025/08/02