|
|
|
|

Entry1  mitomany hena momba famaky
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mitomany, hena, momba, famaky
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona kahihitra izay miferinaina amin' ny fandaniana kely tsy azo ialana

Updated on 2025/07/29