|
|
|
|

Entry1  mitovy
Part of speech  2  active verb
Root  3  tovy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words  8  22 words containing mitovy
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mifanabaka, mifandraika, mifanaraka ny endrika na ny habe: Mitovy izy mirahalahy ireo
Sahala, saingy misy maha-samy hafa azy kely ihany ireo teny roa ireo: ny "Sahala" dia enti-milaza indrindra fitoviam-bidy, lanja: Sahala ny anjaran' izy mirahalahy, fa ny "Mitovy" kosa dia fifanahafan' endrika na bika indrindra: Mitovy ny tarehin' izy mirahalahy.
10  [1.13] karaha, sahala; mifanaraka
Explanations in French  11  [1.13] pareil; conforme
Analogs  12  sahala, tsy misy valaka, tsy misy ivoasana, tsy misy hafa, kapoka iray, katroka iray, lasitra iray, tsy misy fankaiza, gamatra, navela tao, sahy mitahy, mifandanja, mifanentana, mifamatra, mifanerana, toy ny, tahaka ny, toa, ohatra, toraka, mova tsy, mahatoraka ny, mahaleo ny, tsy ambaka noho ny, tsy latsa-danja noho ny, vakin-tsaonjo roa, angady mondro sy reniakoho
Proverbs  13  Proverbs containing the word mitovy

Updated on 2025/08/10