|
|
|
|

Teny iditra1  mitrahotraho
Fototeny  2 trahotraho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  4 manangany
5 mandrahona
6 manganohanonyranomaso
7 mihandrohandro
8 mihandrohandronyranomaso
9 mitrahotrahonyranomaso
10 ranomaso [2.588#94]
Ohatra  11  Fantatr' ireto apiara-dia anefa fa olona tsy afa-mandeha velively i Madama, ny andro mandroso harìva, ny ranonoram-baratra mitrahotraho. [2.588#94]
Kamban-teny rehetra  12 mitrahotraho ny ranomaso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13