Entry | 1 mitsidika |
Root | 2 tsidika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mamangy [Bara]
[1.78] 5 Mamangy miserana fotsiny: Nandalo teo andrefan-tranonareo aho ka dia nitsidika Miseho kely na mijery eo am-baravarankely: Nitsidika teo am-baravarana izy nijery ny lalana nalehan' ny zandriny Manomboka (enti-milaza ny andro na ny fizaran-taona): Efa mangatsiaka sahady izy izany, nefa vao mitsidika ny ririnina. [1.1] 6 mamangy [Sihanaka] [1.78] |
Morphology |
|
All compound words | 11 2 combinations of this word |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |