|
|
|
|

Entry1  mivonkina
Part of speech  2  active verb
Root  3  vonkina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Miforitra: Manjary tery ny farafara noho izy mivonkina rehefa matory
Mihorona manakely tena: Mivonkina ny sokina tohinina
Explanations in English  11  [1.7] to contract, as the fist
Explanations in French  12  [1.8] se contracter comme le poing
Examples  13  [2.587#] Matokia hianao, tompoko, fa mivonkina ity anay, mitsotra ity anay.
14  [2.499#] Amin' izay ny rantsan-tanany mivonkina toa handoaka ny tratrany, handrotika ilay fo mitepotepo ao anatiny.
Proverbs  15  Proverbs containing the word mivonkina

Anagrams  16  ivonkinam, mivonkina, novinakim

Updated on 2025/08/10