|
|
|
|

Entry1  ny voa tsy hendry: ny azony adala
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  voa, tsy, hendry, azo, adala
Explanations in Malagasy  4  [1.1] iharan' ny fahasahiranana lehibe sy tampoka ka mipepipepy sy mitotototo daholo, na ny hendry na ny adala, manadino ny tokony hatao

Updated on 2025/07/29