Entry | 1 olon-kendry |
Elementary words | 2 olona, 3 hendry |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany [1.1] |
Examples |
6 Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra.
[2.293#]
|
Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |