Entry (1/2) | 1 papango |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [1.1] |
Explanations in French |
4 oiseau papangue [2.415] 5 papangue [1.54] 6 nom d'un oiseau, le milan malgache [1.196] |
Examples |
7 Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango.
[2.471]
8 Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy [2.996] |
All compound words | 9 8 combinations of this word |
Vocabulary | 10 Zoology: birds |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 12 papango |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in French |
14 Se disait des voleurs [2.415] |
All compound words | 15 papango tanana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |