|
|
|
|

Teny iditra1  raha tsy manantena ho lahy ve hianefitra
Singan-teny  2 raha, 3 tsy, 4 manantena, 5 ho, 6 lahy, 7 mianefitra
Sokajin-teny  8  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9 enti-milaza fa raha tsy manana fahavononana, tsy tokony handray adidy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11