|
|
|
|

Teny iditra1  raha tsy voa tsy hendry
Singan-teny  2 raha, 3 tsy, 4 voa, 5 hendry
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 tratran' ny fahavoazana noho ny natao vao mandinika, ary tsy mamerina na manindroa intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11