|
|
|
|

Teny iditra1  ranadahy
Singan-teny  2 ry, 3 anaka, 4 lahy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Anarana anajan' ny vehivavy ny lehilahy iray tain-po aminy: Miandry andranadahy eto aho fa ho avy hitsidika aty, hono, izy
7 Iantsoana ny vadin' ny zaobavin' ny tena koa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 an appellation of respect used by a sister in addressing her brother, or by a woman in addressing any other man than her father, husband, or son. See Anadahy [1.2]
9 brother, a respectful term of address used by woman [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 frère, titre respectueux employé par une femme [1.8]
Ohatra  11  Nahoana kosa izato ranadahy, no toa lasalasa vinany? [2.499#]
12  ny mitovy taona mifanao ranadahy sy ranabavy, ary ny mielanelana kely mifanao razoky sy razandry. [2.296#]
Voambolana  13  Fifandraisana: fianakaviana 14  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17