Entry (1/3) | 1 ranoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava [1.1] |
All compound words | 4 2 combinations of this word |
Entry (2/3) | 5 ranoka |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in French |
7 L'état d'un malade très faible qui est près de s'évanouir [1.3#510] |
Vocabulary | 8 Health |
Entry (3/3) | 9 ranoka |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary [1.1] 12 zaka afaka mikoriana [1.13] |
Explanations in French |
13 liquide, fluide [1.13] |
Derivatives |
|
All compound words | 18 9 combinations of this word |
Vocabulary | 19 Physics |
Synonyms | 20 ara-dranoka |
Anagrams | 21 ankora, 22 korana, 23 Nakora, 24 Okrana, 25 ranoka, 26 rokàna, 27 ronaka |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |