Entry | 1 rantsana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 7 13 words containing rantsana |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy |
Explanations in English |
9 [1.2] a branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] 10 [1.7] a branch |
Explanations in French |
11 [1.8, 1.13] branche 12 [1.196] branche d'un arbre |
Examples |
13 [1.357] fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao. 14 [2.895] Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word rantsana |
Article |
16 Randzavola: rantsana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 17 rantsana, santaran, satranan |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |