|
|
|
|

Entry1  raraka
Part of speech  2  participle
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao.
Explanations in English  19  [1.7] spilled, scattered
Explanations in French  20  [1.3#513] répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre
Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné
21  [1.8] éparpillé
Examples  22  [2.4#119] raraka tamiko ny antsasak' ilay rano.
23  [2.528#102] Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao.
Proverbs  24  Proverbs containing the word raraka

Anagrams  25  ararak, raraka

Updated on 2025/08/10