Entry (1/2) | 1 razana |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 7 50 words containing razana |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. |
Explanations in English |
9 [1.7] an ancestor |
Explanations in French |
10 [1.3] les ancêtres, les aïeux 11 [1.54] ancêtres 12 [1.8] ancêtre |
Examples |
13 [2.470] Nandrasana indroa alina sy indroa andro tao am-bohitra ny razana. 14 [2.472] Natao ny famonosan-damba, dia naiditra am-bata ny razana. 15 [2.48] Izany no nahamasina ny razana, dia nahamasina an-dRabodonandrianampoinimerina |
Vocabulary |
16 Relationships: family |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word razana |
Article |
18 Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 19 razaña |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Tambahoaka]
zaran' antsy, ets. |
Anagrams | 22 nazara, razana, razaña, zarana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |