|
|
|
|

Entry1  resy loka
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  resy, loka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] voa tamin' ny loka ka mandoa amin' ny mpandresy ny vola na zavatra nifanambazana
Synonyms  5  azo loka, maty loka

Updated on 2025/07/29