Entry (1/2) | 1 sabotsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [1.1] |
Explanations in English |
4 Same as asabotsy [1.2] |
Explanations in French |
5 Samedi [1.5] 6 Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [Tanala] [1.6] |
Examples |
7 Izao no maty tamin' ny andro sabotsy.
[2.48]
8 Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369#] |
All compound words | 9 2 combinations of this word |
Vocabulary | 10 Time |
Other spellings | 11 asabotsy |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
21 Measure of Time |
Entry (2/2) | 22 Sabotsy |
Elementary words | 23 sabotsy |
Part of speech | 24 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary | 25 Geography: towns |
Anagrams | 26 Sabotsy, sabotsy |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |