|
|
|
|

Entry (1/2)1  sahaza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin' ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin' ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin' ny folony ny sahazakeliny

Entry (2/2)4  sahaza
Part of speech  5  adjective
Derivatives 
6  Active verbs :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminao?
Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho
Antonina, mety: Sahaza ho an' ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity
Explanations in English  9  [1.7] fit, suitable; Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him)
Explanations in French  10  [1.8] approprié, qui vous va; suffisant, convenable; Sahàza àzy (Cela lui va, il a bien mérité cela)
11  [1.13] suffisant
Analogs  12  ampy, antonony
Proverbs  13  Proverbs containing the word sahaza

Updated on 2025/08/10