Entry | 1 sakoitra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. 5 [1.13] karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany |
Explanations in English |
6 [1.7] the tenia worm |
Explanations in French |
7 [1.54, 1.8] ténia 8 [1.13] ver intestinal, tricocéphale, ténia |
Examples |
9 [2.48] Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty; |
Vocabulary |
10 Zoology: invertebrates 11 Health |
Synonyms | 12 viky vahy |
Analogs | 13 kankana, viky |
Anagrams | 14 akositra, arotsika, asitrako, asokatri, asokatry, asokitra, atsikaro, atsikora, atsoriak, itsarako, sakoitra, sakorita, satrikoa, satrokay, sitrakao, tsakoria, tsaraiko, tsoriaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |