|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  viky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vikina [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/4)4  viky
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 sakoitra [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7 ver intestinal [1.13]
Voambolana  8  Fahasalamana 9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  10  kankana, 11  sakoitra, 12  vikyfohy, 13  vikyvahy

Teny iditra (3/4)14  viky
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 Orthographe retenue par Segalen et Moureaux ; Harizo, Réserves Naturelles 1073. La terminale étant muette, il est difficile de se prononcer sur l'orthographe. D'après les dérivés, vika semble cependant plus justifié. Flagellaria indica L. (Flagellariaceae). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  18 vika, viko
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)20  viky
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 kobaim-pisoro, fikapohana ny omby atao sorona [Masikoro] [2.606#153]

Fivaditsoratra  23 kivy, viky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09