Entry | 1 samy mitsilo ny alehany toa angamenavava |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 samy, mitsilo, aleha, toa, angamenavava |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fa samy tompon' andraikitra amin' ny fitondrany ny tenany avy ny olona rehetra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |