Entry | 1 saram-panafody |
Elementary words | 2 sara, 3 fanafana, 4 ody |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1] |
Explanations in French |
7 compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes [1.196] |
Examples |
8 na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy
[2.131]
|
Synonyms | 9 saram-panafana |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |