|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 safary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny misafelipelika handroboana ny sasany; olakola-teny mba hanalavana taria: Aza be safary eo ianao fa izay hevitrao ambara [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 14saroro |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 17 safary |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 làlana na làlam-be na kely (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara]
[1.353#62] |
| Teny iditra (3/4) | 20 safary |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 volana fahaefatra amin'ny taona [Tanosy]
[1.78] |
| Voambolana | 23 Fotoana |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Teny iditra (4/4) | 100 safary |
| Sokajin-teny | 101 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
102 (au sens général : qui fait des contours ; allusion au port tortueux et rampant de la plante). Boerhavia repens L. (Nyctaginaceae). La décoction est souvent administrée comme purgatif. [Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 103 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 104 farasy, 105 firasa, 106 safary, 107 Safira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|