Entry | 1 sifotra alan-doha |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 sifotra, alana, loha |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy: Sina ohatra ny sifotra nalan-doha |
Explanations in French |
5 [1.3] Litéralement: escargot auquel on a coupé la tête; figuré: confus, muet |
Examples |
6 [2.472] Nony tapi-niteny ny lehiben' ny kantao teto, sina ohatra ny sifotra nalan-doha ny mpihaino rehetra. 7 [2.5] Sina toy ny sifotra nalan-doha ny biby rehetra, samy tsy nahetsika teo amin' ny toerany. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |