|
|
|
|

Entry1  sintona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran' ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan' ny rano tondraka.
Explanations in French  14  [1.3] action de tirer, de tirailler, attraction, comme celle de l'aimant
diminution des eaux après la crue, le retrait de l'étoffe neuve au lavage
15  [1.13] traction
retrait, dérivées, dérivation
Examples  16  [2.4] Tampoka ilay sintona ka nidafoka tamin' ny tany koa aho.
17  [2.472] Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara.

Anagrams  18  Anontsy, antsoin, antsoni, antsony, asinton, nantsoi, nasinto, natsoin, natsony, niantso, nitosan, sintona, tsinona

Updated on 2025/08/10