Entry (1/5) | 1 soroka |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 9 11 words containing soroka |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Fitambaran' ny taolana roa -- rangomaina sy taolam-panavy -- izay mampifandray ny sandry amin' ny tenabe |
Explanations in English |
11 [1.7] the shoulder |
Explanations in French |
12 [1.3#633, 1.8] l'épaule |
Examples |
13 [2.472] Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. |
Vocabulary |
14 Biology |
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 30 Proverbs containing the word soroka |
Entry (2/5) | 31 soroka |
Part of speech | 32 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
35 [1.1] Fanalana ny tany na ahitra amin' ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra |
Explanations in French |
36 [1.3#633] action de racler, d'égaliser, d'enlever avec la bêche. |
Entry (3/5) | 37 soroka |
Part of speech | 38 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
40 [1.1] Fialana amin' ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton' ilay jamba: voa vao mihilana (ohab.) |
Explanations in French |
41 [1.3#633] action d'esquiver un coup en se penchant. |
Entry (4/5) | 42 soroka |
Part of speech | 43 noun |
Explanations in Malagasy |
44 [1.1] [Betsimisaraka]
Sotro ravina |
Examples |
45 [2.245#] Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano. |
Entry (5/5) | 46 soroka |
Part of speech | 47 noun |
Explanations in French |
48 [1.196] (sens général : action de racler ; allusion à l'emploi des écorces en médecine populaire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). L'un des palissandres malgaches. On en râpait aussi les écorces pour les employer en teinture, pour tanner les cuirs, etc. [Bezanozano]
|
Vocabulary |
49 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 51 asorok, rosako, soroka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |