Entry | 1 tafo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano) razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano). [1.1] |
Explanations in English |
4 a roof [1.7] |
Explanations in French |
5 le toit, la couverture du toit [1.3] 6 toit [1.8, 1.13, 1.5] 7 couverture [1.13, 1.5] 8 toiture [1.5] |
Examples |
9 Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo.
[2.472]
10 Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356] 11 Asabotsy, dia vita ny fasana, hatramy ny trano manara, natao tafo hazo. [2.59] |
Derivatives |
|
All compound words | 28 11 combinations of this word |
Proverbs | 29 Proverbs containing that word |
Anagrams | 30 fato, 31 Fota, 32 tafo |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |