|
|
|
|

Entry1  tafon-tranon' andriana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tafo, trano, andriana
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] 1) ny trano rehetra, satria noheverina fa ny andriamanjaka no tompony voalohany; 2) ny trano ipetrahan' ny andriamanjaka; 3) enti-milaza ny olona nafahana tamin' ny fanandevozana na olom-potsy, satria ny mpanjaka ihany no noheverina ho tompony
Explanations in French  6  [1.3#642] Les maisons royales ; toutes les maisons en général, parce que le souverain en est censé le premier maître
figuré: les affranchis, les libres

Updated on 2025/08/10