|
|
|
|

Entry (1/3)1  fampitaha
Part of speech  2  noun
Root  3  taha
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Kilalao fanaon' ny ankizivavy izay mifaninana mba hahitana izay tsara tarehy sy mahay mandihy: mifanao andaniny roa izy ireo, ka samy mifidy tovovavy iray ravahany araka ny fahaizany avy. Rehefa vonona avy izy roa dia samy miseho ary samy rafitra mampiseho ny fahakingany mandihy avy: ny be sy ny maro no mitsara
Explanations in English  6  [1.2] A children's game.
Explanations in French  7  [1.3] Ancien amusement des souveraines consistant à faire parer des personnes et à les faire danser au palais, (on adjugeait la palme à la plus capable, à la plus belle); les petiles filles continuent encore ce jeu sur les places publiques, surtout au Fandroana, se parent la téte avec des fleurs et dansent deux à deux, l'une en face de l'autre
Examples  8  [2.69] Voampo na voangivy notohizina natao ravaky ny ankizy, nanao fampitaha.
9  [2.117] Ao ireo efa tsy hita intsony toy ny fampitaha, ny tamaboha ary ny fandriro-bola.
Vocabulary  10  Game

Entry (2/3)11  fampitaha
Part of speech  12  noun
Root  13  taha
Explanations in French  14  [1.68] [Vezo] façon de faire soigner

Entry (3/3)15  Fampitaha
Part of speech  16  name (newspaper)
Elementary words  17  fampitaha
Vocabulary  18  Publishers, newspapers

Anagrams  19  fampahita, Fampitaha, fampitaha, pahafatim

Updated on 2025/08/10