Entry | 1 tain-dabozia |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilay zavatra mitsonika manaraka ny lavan' ny labozia izay avy amin' ny fiempoan' ny menaka rehefa mirehitra ny labozia |
Elementary words | 4 tay, labozia |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |