Entry | 1 takoditra |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hoditra |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Ireo zavamaniry mamody, toy ny ovy, andrahoina miaraka amin' ny hodiny; ny voanjobory na ny voanjombazaha andrahoina aman-kodiny fa tsy voasana aloha. |
Explanations in French |
12 [1.3] tubercule qu'on fait cuire avec la peau 13 [1.196] (de hoditra : écorce, épluchure). Nom des tubercules qu'on fait cuire avec leur peau. |
Vocabulary |
14 Economy: food |
Anagrams | 15 atakoditr, takoditra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |