Entry (1/2) | 1 talata |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy ary mialoha ny alarobia; fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro, tsy fanao ny mamangy manjò talata. [1.1] |
Explanations in English |
4 Tuesday [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 Le mardi [1.3] 6 Mardi [1.5, 1.8] 7 Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi] [Tanala] [1.6] 8 (ar.) mardi [1.14] |
Explanations in Italian |
9 martedi [1.18] |
Explanations in German |
10 Dienstag. -- Ich habe das Vergnügen, am Dienstag wieder nach Frankfurt zu fahren. [1.56] |
Examples |
11 talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina.
[2.470]
12 Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy. [2.472] |
All compound words | 13 3 combinations of this word |
Vocabulary | 14 Time |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing that word |
Tables and plates |
25 Measure of Time |
Entry (2/2) | 26 Talata |
Elementary words | 27 talata |
Part of speech | 28 name (toponym) [Full list] |
Explanations in English |
29 The place of holding Tuesday's market. [1.2] |
Explanations in French |
30 Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent. [1.3] |
Vocabulary | 31 Geography: towns |
Anagrams | 32 talata, Talata, 33 tatala |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |