|
|
|
|

Entry1  tanantsotro
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  tanana, sotro
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] fitoerantsotro mihantona; haron-kely fasiana ny sotro, izay mazàna ahantona eo amin' ny andry afovoan-trano tsy lavitra ny fatana, na eo ambonin' ny fatana mihitsy
Proverbs  6  Proverbs containing the word tanantsotro

Updated on 2025/08/10